Home
Top Artistes
Top Paroles
Ajouter Paroles
Contact
menu
search
Contactez-nous
Artiste:
BODO
Titre:
Dada
Assurez-vous que les corrections sont tout à fait exactes
S'il vous plaît, les mettez en évidence en quelque sorte!
Vous pouvez, par exemple, écrire
INCORRECT: avant la mauvaise ligne
CORRECT: avant la correspondant ligne correcte
Autrement, nous ne pouvons les corriger pas! Merci pour votre aide.
Dada olon-tokana Masoandro amam-bolan'ny fiainako Tsy mitandro hasasarana Tsy mety valalanina Satria mitsinjo an-janany Dada be fitivana Jiro nanazava ny fiainako Niafy dia niafy ianao Nanao izay azonao natao Isaorako eto ny anaranao Ianao indrindra no nampianatra ahy Hiatrika ny fiainako any aoriana Niaritra ny mafy ianao Tsy hisy hahasolo ny anaranao Hitoetra ao am-poko ny fitiavanao Fitia tsy manam-petra, ny fiainanao rehetra O! ry Dada o! Tena tiako ianao Dada olon-tokana Masoandro amam-bolan'ny fiainako Nitaiza sy nanalokolo Eny, na dia fotsy volo Zay nataony vokatry ny fo Dada be fitiavana Jiro nanazava ny fiainako Nananatra, nampianatra Nikolokolo fatratra Fitiavana tsy takatry ny loha Ianao indrindra no nampianatra ahy...........