Home
Top Artistes
Top Paroles
Ajouter Paroles
Contact
menu
search
Contactez-nous
Artiste:
Anjaka
Titre:
Mbola Hiverina Aho
Assurez-vous que les corrections sont tout à fait exactes
S'il vous plaît, les mettez en évidence en quelque sorte!
Vous pouvez, par exemple, écrire
INCORRECT: avant la mauvaise ligne
CORRECT: avant la correspondant ligne correcte
Autrement, nous ne pouvons les corriger pas! Merci pour votre aide.
Lazaiko anao androany fa tsy sitrapoko Fa lalan’ny fiainana anie izany Ka aza tomany Ankehitriny moa, tsy maintsy mandeha aho Fa noho ny fitiavako anao ihany anie No anaovako izao Bridge: Mba hampisy fahasambarana Ref: Isaky ny mahita ny endrikao aho dia te hiteny Hoe tsisy ohatranao raha mbola ety an_tany Nefa tsy afa_manoatra aho androany Fa tsy maintsy mandeha Aza manahy, ny foko ho atokako ho anao Ho mandrakizay Aza omena tsiny fa lehilahy ny tena Mety ho tratran’ireo fakam_panahy ihany Eny ho eny Fa ireo nofintsika hatramin’izay Ho tohizana sy ho tanterahintsika ihany Fa aza manahy Bridge: … Ref: … … no fetra iarahntsika roa Ka na ho faty aza isika mbola hiaraka Ho doria Ref: …