Home
Top Artistes
Top Paroles
Ajouter Paroles
Contact
menu
search
Contactez-nous
Artiste:
Ambondrona
Titre:
Tsy Hay
Assurez-vous que les corrections sont tout à fait exactes
S'il vous plaît, les mettez en évidence en quelque sorte!
Vous pouvez, par exemple, écrire
INCORRECT: avant la mauvaise ligne
CORRECT: avant la correspondant ligne correcte
Autrement, nous ne pouvons les corriger pas! Merci pour votre aide.
TSY HAY Mody tsy miteny Hay ianao nahita azy ihany Be ny tiany ambara Fa tsy sahy nilaza izy ouhouh Ny am-ponao koa, izay tonga aloha Mampifila kely, ka ho tapitra atreo Tsy norarahiny ianao ka nandao Mila azy ianao namanao Miandry azy ianao ohouOOOOO Tsy hay intsony koa izay resaka taloha Na ny ray aminareo tsy hanome ny fo Ny azy hono hoe mbola misy toerana Mody tsy miteny Ny fihetsika no namboarina Raha hoe tsikitsiky, maka fanahy Nositominao mihitsy ny fony Sao tsy azonao intsony Menatra angah hoe haka lehilahy Tsy norarahiny ianao ka nandao Mila azy ianao namanao Miandry azy ianao ohouOOOOO Tsy hay intsony koa izay resaka taloha Na ny ray aminareo tsy hanome ny fo Ny azy hono hoe mbola misy toerana Tsy hay intsony koa izay resaka taloha Na ny ray aminareo tsy hanome ny fo Ny azy hono hoe mbola misy toerana Tsy hay, tsy hay intsony koa, tsy hay intsony koa Ny toerana Ny azy hono hoe mbola misy toerana AMBONDRONA